Maso Manjohy | CCOC

Sehatrin'ny Fanabeazana

Ny programa dia sahanin’ny ministera telo: Ministeran’ny Fanabeazam-pirenena, Ministeran’ny Fampianarana Ara-teknika sy Fanofanana arak’asa, ary ny Ministeran’ny Fampianarana Ambony sy Fikarohana Ara-tsiansa. Hojerena amin’ny tetibola manontolo natokana ho an’ny sehatra, ny ampahany natokana ho an’ny sekoly, ary koa ny kalitaon’ny tolotra.

1Fampahafantarana ankapobeny
2Anton’ny fitarainana ataonao
3Fanazavana ny olanao na ny tranga

Pour que chaque Ariary dépensé impacte la vie des citoyens