Maso Manjohy | CCOC

Fanarahamaso ataon’ny Olom-pirenena

Fitaovana hihetsehana sy fampisiana ny tamberin’andraikitra

Safidio ny sehatra misy anao

Fidio ny sehatra mifanaraka amin’ny fitarainana tianao atao na andraisanao anjara. Hitarika anao mankany amin’ny sehatra hamenoina mifanaraka amin’izany izahay aorian’izay.

Fahasalamana

manaova fitarainana na fanombanana mikasiaka ny kalitaon’ny fotodrafitrasa, ny mpiasa ary ireo tolotra misy eny amin’ny hopitaly sy tobim-pahasalamana (CSB).

Rano, fidiovana ary fahadiovana

manaova fitarainana na fanombanana mikasika ny famatsian-drano, ny fahatapahana, faktiora, na fitondran-tenan’ny mpiasa.

Fanabeazana

manaova fitarainana na fanombanana mikasika ny kalitaon’ny fampianarana, ny fisian’ny mpampianatra, na koa ireo fotodrafitrasa eny amin’ny sekoly mpanjakana.

Herinaratra

manaova fitarainana na fanombanana mikasika ny kalitaon’ny fitsinjarana herinaratra, ny fahatapahana, ny olana amin’ny « tension » miovaova, ny faktiora, na ny fitondran-tenan’ny mpiasa.